The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Malawi Tahiry Firenena

RSS ho an i Malawi

2008-04-29

Zimbaboe : Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ?

Hope no velom-panontaniana ao amin'ny blaogy This is Zimbaboe raha Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ? : The Nyasa Times has this report today and it seems a lot more plausible to me than yesterday’s Hollywood-style information regarding Venezula… Malawi government has sent a top three man national intelligence experts ...

2008-01-03

Malawi: Mba tano re ny asa azo!

Manoro hevitra ny Malawita i Clement Nyirenda hoe : “Nahatonga saina ahy iny resadresaka iny satria nahafantarako fa be ny eto Malawi no mitady asa. Koa raha efa manana asa ianao, dia isaory Andriamanitra na dia kely aza ny karama fa tsy misy izao ny tsenan'asa.” Ndesanjo Macha

2007-12-15

Malawi : William Kamkwamba any amin'ny gazety Wall Street Journal

Ny mpiblaogy Erik dia manoratra ao amin'ny blaogy Afrigadget mikasika an'i William Kamkwamba, tanora siantifika avy any Malawi : « We’ve written about young Malawian William Kamkwamba a couple of times here on AfriGadget, so it’s great to see him getting recognition in the WSJ! The article is titled “A Young ...

2007-11-21

Web finday sy fanerena fitialiana VIH ny rehetra ao Malawi

Noho ny tolotra vaovao omen’ireo orinasam-piantsoana an-tarobia Malawi Télécommunications Limited sy mpanome antso finday anankiroa dia Telekom Networks Malawi (TNM) sy Celtel Malawi dia afaka mampiditra aterineto any an-trano na amin’ny alalan’ny findainy ny mpanovo an-tserasera Malaoita tamin’ity taona ity. Nampihendratrendratra ny sarambambe tao Malawi rahateo ny nampidirana ny karazan-tolotra ...