Tantara mikasika ny Malawi tamin'ny Mey, 2008
Malawi : Nogiazana tsy mahazo mivoaka tao an-tranony ny filoham-pirenena taloha
Ho tohin'ilay raharaha “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena izay nisamborana olo maro tany Malawi notaterina teto dia re indray izao fa napetraky ny mpitandro ny filaminana ambany figiazana tsy mahazo mivoaka tao an-tranony ingahy Bakili Muluzi izay filoham-pirenena teo aloha. Ny mpanao gazety Bright Sonani avy any Lilongwe sady vavolombelona nanatri-maso, no...
Malawi : Fisamborana olo maro noho ny “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena
Araky ny tatitra voaray dia manamboninahitry ny tafika sy mpitarika ny antoko mpanohitra maromaro no nosamborina tany Malawi noho ny fiheverana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana.” Kondwani Munthali izay sady mpanao gazety no mpiblaogy Malawiana dia mihevitra fa mandalo vanim-potoana mahaliana ary madiva hangotraka ny rano [ilomanozan'ny] pôlitika any Malawi. Avy any Lilongwe izay itoerany...
Malawi : Sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana”
Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana” any Malawi : Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new “coup plot” against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days...
Malawi : Manamboninahitry ny tafika nosamborina noho ny “fanomana fanonganam-panjakana”
Cryton Chikoko no mitatitra ao amin'ny blaogy Stories on Malawi [tantara mikasika an'i Malawi] fa misy olona maro hafa izay nosamborina noho ny fiampangana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana” tany Malawi : Malawi has arrested two senior army officers for plotting to overthrow the government, police said on Wednesday, a...
Malawi : Hevitra nateraky ny fiverenan'ny filoha taloha hanao pôlitika
Vao tsy ela izay, no nanatanterahan'ny antoko [eo amin'ny fitondrana] UDF [United Democratic Front ] ny fihaonambeny sy ny nifidianany ny filoha taloha Bakili Muluzi ho kandidan-dry zareo amin'ny fifidianana filoham-pirenena izay hotanterahaina amin'ny taona ho avy any Malawi [2009]. Ny filoha lefitry Malawi, ny Dr Cassim Chilumpha izay ambany fiampangana ho mpamadika no...