Disaster
,
Racism
harinjaka no mitatitra ny fisiana toeram-pihaonana amin'ny alina sy fandihizana natokana ho an'ny Malagasy (night club) vaovao [Fr] iray any Marseille: “Fantatro avy amin'ny traikefa niainako manokana fa tsy mora ny miditra club eto (Frantsa), indrindra fa hoe mainty ianao na arabo…Tsy ny Queen no lazaiko eto fa club iray izay ny Malagasy kosa no Olobe (VIP) ao.”












Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poe...
- Indrisy mantsy...
Ny ety an-tany dia fandalovana, fa i Rado kosa, dia...
- dia lasa ianao RADO
rehefa nahavita be,
ny malagasy nilaozanao enga ...
- Mitomany aho,
Manondrika ny loha
fa lasana nandao
ilay mpanavotra ...
Tohiny »