· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Mey, 2012

Madagasikara: Nogidrahan'ny Tafika Ny Mpampianatra Mitokona

  10 Mey 2012

Nitokona nandritra ny herinandro noho ny tsy fitoviam-pijery eo amin'ny vola raisin-dry zareo isam-bolana ny sendikàn'ny mpampianatra. Noteriterena tamin'ny alalan'ny fandefasan'ny tafika mitam-piadiana baomba mandatsa-dranomaso [fr] ny hetsi-panoherana. Niditra tao anatin'ny hetsi-panoherana ihany koa [mg] ny mpianatra (via bolonga-tsarin'i Jentilisa).