· Jolay, 2009

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Jolay, 2009

Madagasikara: resaka tati-baovao mandritra ny krizy!

  18 Jolay 2009

Koa satria moa mbola mitarazoka ny krizy politika eto Madagasikara saingy efa tsy dia liana amin'ny toe-draharaha loatra intsony ny iraisam-pirenena dia nihaona hiresaka momba ny fanangonana sy ny fitateram-baovao nandritra ny fotoanan'ny krizy ireo ao avy amin'ny fanapariaham-baovao mahazatra sy ireo amin'ny endriny vao haingana (sao miverina matetika loatra...