· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Avrily, 2008

Madagasikara : Manindrahindra loatra ny Tontolo iainana ?

  15 Avrily 2008

(sary nindramina tamin'i Harinjaka) Tsy isalasalana fa ny resaka tontolo iainana manokana misy ao aminy, no ahafantaran'a an'i Madagasikara indrindra. Na dia izany aza, ny fanindrahindrana ny tontolo iaianana dia tsapan'ny Malagasy ho toy ny manarona izay fahasarotana amin'ny fiainana andavan'androny. Rossy izay isan'ny mpanakanto Malagasy malaza indrindra no namorona...