· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Janoary, 2008

Madagasikara : Nahaton'ny fanjakana ny fandaharana fanta-daza “Karajia”

  18 Janoary 2008

Ny namana Jentilisa monina any Antananarivo, no nitatitra ny “fanafoanana” [suspension hoy ny fandaharana hafa] izay noraisin'ny fanjakana hihàtra amin'ny fandaharana fanta-daza “Karajia” izay mpandeha maraina ao amin'ny radio Katôlika Radio Don Bosco [afaka miantso sy milaza mivantana izay heviny ny mpihaino]. Notaterin'ny fandaharana “kidaona maraina” izay fatra-pihaino sady mpandeha...

Madagasikara : Andriamanankoavy Jonny r'afa, ny antony anoratany

  14 Janoary 2008

Ny mpanakanto maro talenta Andriamanankoavy Jonny r'afa, Mpanoratra-Mpanao mozika-Mpisikotra Malagasy dia manolotra fanazavana ireo zava-kantony : D'abord, à travers l'Art, entretenir et enrichir la “Mémoire Collective” des Malgaches. Celà reste un devoir par respect des origines. Trouver alors ce qu'il faut préserver, et les transmettre, les traduire. “Voalohany aloha, hikolokolo...