· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Desambra, 2007

Arahabaina ireo Rising Voices vaovao

  31 Desambra 2007

Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra vaovao hampiroboroboana ity fantsom-panomezam-baovao ity indray izahay tamin’ny volana lasa, mba hisafidianana dimy hafa hanampy ireo izay efa amperinasa any...

Fifidianana Madagasikara : Fampitandremana ho an’ny fitondrana ?

  21 Desambra 2007

(saripikan'i Harinjaka) Tamin’ny valim-pifidianana monisipaly notontosaina tamin’ny herinandro lasa teo ho an’Antananarivo, renivohitry Madagasikara, resin’ny kandida mahaleo tena Andry (Nirina) Rajoelina ny avy amin’ny antokon’ny filoham-pirenena Hery Rafalimanana, amin’izao fivadihan-javatra izao dia heverin’ny mpamaham-bolongana maro fa fampitandremana ho an’ny filoha ankehitriny io vokatra io. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny...

Madagasikara : Ny fomba fiakanjoana ny “lamba”

  14 Desambra 2007

Ny namana Ruth mipetraka any Antsiranana dia manazavazava izay fomba fiakanjoana sy fitafy ampiasana ny “lamba” any amin'ny tapany Avaratry ny nosy : « Traditional dress in Northern Madagascar involves wearing the ‘lamba’. The word lamba simply means cloth or clothing but usually refers to the two matching pieces of fabric...