· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Novambra, 2007

Madagasikara : Fanamboarana lakana

  29 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Anglisy vavy Ruth izay monina any Antsiranana [nanomboka tamin'ny taona 2005] dia manazava ao amin'ny blaogy Vazaha Gasy ny fomba fanamboaran'ny Malagasy lakana araky ny traikefan'i Jean, rain-janany sady mpanjono : « Jean finished building his latest boat 2 weeks ago. It’s a traditional wooden boat built using...

Madagasikara : Manan-kevitra ny Malagasy

  26 Novambra 2007

Ny namana Harinjaka dia midera ny fikatsahan'ny Malagasy vaha-olana mba hialana amin'ny tsy fahampian'ny fitaovana amin'ny fiainana andavan'andro : « Malgré les difficultés qu’ils surmontent aux quotidiens, les malgaches ne sont pas du genre à baisser les bras. Tout le monde essaie de trouver un moyen de survivre » «...

Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana

  09 Novambra 2007

Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy  eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa izy io amin’ny ankapobeny. Hoy Sipakv(Fr) : “Deja a l’epoque, le role de la diaspora se discutait ferme, et le...