· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Septambra, 2007

Tanora ary mamoy fo, vonona hiondrana

  20 Septambra 2007

Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan'ny lalana any Madagasikara. Gateway Global Consultants, tarihin'izany Steve Turmel izany, milaza fa mpanolo saina maneran-tany, dia nahazo fandrarana hialana an'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin'ny « West Palm Textiles and Garnments», raha mameno...

Madagasikara: Niverina i Rossy

  13 Septambra 2007

Niverina i Rossy Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i...

Madagasikara: Ny Teny Malagasy sy ny Lingua-n'ny Global Voices

12 Septambra 2007

Nisy hiran'ny tarika malaza malagasy Mahaleo nametraka tao amin'ny serasera.org: “Aoka aho, Mba ho tompon-tsafidy, Mba tsy havela hihidy, Ty vavako miteny” rahafahafahana, Mahaleo. (Mg) Araky ny asehon'ity andininy iray ity dia manana fombafomba ny teny malagasy. Kabary no atao voalohany rehefa misy fivoriam-pianakaviana na hetsiketsika. Kanefa maneritery ny toe-karena...