The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Liberia Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Liberia

2008-10-17

Elections ,
Politics

David Sasaki no nandefa lahatsarin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika: Ao anatin'ny eritreritra endri-panohanana dia ity ny lahatsarin'ny mety ho tsara indrindra amin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika. Raha tadidiko tsara dia toa “George Kennedy” no anarany.

2008-10-10

Liberia : Fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenenaPhotos post

Mitohy ny dian'i David Sasaki, any Monrôvia, ary mitatitra mikasika ny fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena any Liberia izy : Developing Liberia’s national media is key to 1.) promoting democracy, 2.) promoting national identity, and 3.) fighting corruption. We have been visiting all the different players involved in Liberia’s media development. First ...

2008-10-09

Liberia : Tantara fohin'i LiberiaPhotos post

Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy : Liberia’s history - and specifically its relationship with the United States - is fascinating. The country was founded and colonized in 1847 by freed Black slaves from the United States. By ...