GlobalVoices anaty

Lesotho

Tahiry Firenena · 2 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Lesotho

29/05/2012

Video Lahatsoratra
Lesotho: Daty Voapetraka Hanaovana Fifidianana Solombavambahoaka 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Hanao fifidianana solombavambahoaka i Lesotho ny 26 May, ao anaty herisetra politika. Ny Lesotho Political Parties Leadership Forum dia milaza fa hisy ny “kômandô” natsangana hamono ireo olona sangany amin'ireo fifidianana ho solombavambahoaka.

19/07/2008

Sary Lahatsoratra
90 Taona i Nelson Mandela

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Zoma 18 jolay teo no feno 90 taona i Nelson Mandela ary dia nihoatra sisitanin'i Afrika Atsimo izany fankalazana izany ka niarahan'izao tontolo izao niaramihira sy nitehaka ny nahatratra ny fety. Andeha ary hiaramankalaza izany koa isika amin'ny alalan'ity fitetezam-paritra ity hamakiana ny fifaliana misongadina manerana ny kaontinanta afrikana ity.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny