The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Kenya Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Kenya

2008-01-07

Kenya sy Afrika Atsimo: Anatra ho an'i Afrika Atsimo

Tokony handray lesona tamin'izay nitranga tany Kenya i Afrika Atsimo : THE events of the last two weeks in Kenya have exposed just how fragile democracy is when it does not enjoy the protection of a country’s political leadership. “Nahariharin'ny toe-java-nisy tany Kenya ny halemen'ny demokrasia raha vao tsy maharo ny politikan'ny mpitondra ...

Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama

Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona ianao, anisanay ianao, Afrikana ianao, Kenyana ianao. Andriamatoa Loholona: mandraisa voromby ho any Nairobi mba hiresaka amin'ireo tarika mikorontandrotana ireo. Mila ...

Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika

Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena ...

2008-01-04

Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana

Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.” Ndesanjo Macha

2008-01-02

Sary 29 mampiseho ny toe-draharaha ao Kenya

Sary mampihoron-koditra mampiseho ny toe-draharaha mafana ao Kenya avy amin'ny mpamaham-bolongana Kenyana Joseph Karoki. Ndesanjo Macha

2007-12-31

Arahabaina ireo Rising Voices vaovao

Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra vaovao hampiroboroboana ity fantsom-panomezam-baovao ity indray izahay tamin’ny volana lasa, mba hisafidianana dimy hafa hanampy ireo izay efa amperinasa any ...

2007-12-30

Kenya: Androany no tokony nianiana ny filoham-pirenena vaovao

Nomarihin'ny Mpitsara (mpahay lalàna) Kenyana ary fa araka ny Lalam-panorenana Kenyan dia tokony ho nahavita ny fianianany androany ny filoham-pirenena vaovao: “Ny eritreritro manaraka rehefa nihaino ny mpanao fihetsiketsehana aho; dia nifarana androany ny fe-potoam-piasan'i H E Mwai Kibaki, efa tokony ho filoham-pirenena ho eo ambanin'ny Lalam-panorenena no nianiana androany.” Ndesanjo Macha

2007-12-15

Kenya : Ireo zavatra telo mahadomelina ny mpifidy Kenyana

Ny mpiblaogy Kumekucha dia mampiharihary ireo olana telo lehibe izay mpahazo ny mpifidy Kenyana : « Tribalism. Corruption. Short-term memory. These are the three opium’s we must exhale out of our body system before you go vote on the 27th. » « Adim-poko. Fitantanana tsy madio. Malaky very tadidy. Ireo telo ireo ...

2007-11-15

Tontolo iainana : « Boriboritany tandidomin-doza »

Ny mpiblaogy Omar Basawad dia tena voaentana raha mahita ny hamaroan'ireo fandaharana miompana amin'ny lohahevitry ny fandalana ny tontolo iainana anivon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny : « For the last few weeks, CNN has been airing these very interesting, informative and at the same time, heart wrenching and grim reports: 'Planet in Peril'; the ...

2007-11-14

Kenya : Porofoin'ny finday fa tsy ambakà ny mponina any ambanivohitra

Asehon'ny mpiblaogy Rebecca Wanjiku amin'ny alalana tantarana finday fa tsy ambakà velively ny mponina any ambanivohitra : « …woman had received an SMS indicating that she has been entered into a draw and she could win shs 6,000. But the sight of the figures spured new excitement as they thought they had hit ...