The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Kenya Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Kenya

2008-01-18

Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina

Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya: Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase vouchers for Kenyans in Distress. The food and supplies bought will be distributed by the Red Cross to the various parts ...

Kenya : Tsy hiara-miasa amin'ireo orinasa mifandray amin'ny filoha Kibaki

Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya: ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends and supporters. “Raila Odinga, filohan'ny antoko ODM [Orange Democratic Movement] dia niantso ireo mpomba azy mba hitsahatra tsy hiasa intsony sady tsy hifandrairay ...

2008-01-17

Kenya : Raho-mainty nahitana hirika fanantenana ihany

I Mental Acrobatics no manoratra mikasika ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10: Tuesday afternoon the dark cloud of an illegitimate presidency in Kenya revealed its silver lining. Democracy hit back hard as Kenya’s 10th parliament convened for the first time. “Ny rahona maintin'ny filoham-pirenena tsy voafidy ara-dalàna dia nahitana hirika fanantenana tamin'ny Talata tolakandro. ...

2008-01-15

Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : A couple of us have been doing interviews and trying to get the word out about Ushahidi to as many news and media outlets as we can. « Ny sasantsany taminay dia ...

2008-01-10

Kenya : Fitaovana ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : Ushahidi.com is a tool for people who witness acts of violence in Kenya in these post-election times. You can report the incident that you have seen, and it will appear on ...

Kenya : Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana

Ny blaogy Black Looks dia mitatitra momba ny “Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana” [Action Alert blog] any Kenya : Pambazuka News has created an Action Alert blog for up to date news and alerts on Kenya. « Ny vohikala Pambazuka News dia nametraka Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana mba hanolorana ireo vaovao farany sy ...

2008-01-07

Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?

Hanohana an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki "indray". Ndesanjo Macha

Kenya sy Afrika Atsimo: Anatra ho an'i Afrika Atsimo

Tokony handray lesona tamin'izay nitranga tany Kenya i Afrika Atsimo : THE events of the last two weeks in Kenya have exposed just how fragile democracy is when it does not enjoy the protection of a country’s political leadership. “Nahariharin'ny toe-java-nisy tany Kenya ny halemen'ny demokrasia raha vao tsy maharo ny politikan'ny mpitondra ...

Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama

Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona ianao, anisanay ianao, Afrikana ianao, Kenyana ianao. Andriamatoa Loholona: mandraisa voromby ho any Nairobi mba hiresaka amin'ireo tarika mikorontandrotana ireo. Mila ...

Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika

Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena ...