The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Kenya Tahiry Firenena

RSS ho an i Kenya

2008-11-30

Karajia (Tchat) mivantana momba ny VIH/SIDA amin'ny 3 desambra

Manomana karajia (Tchat) mivantana ho an'ny mpamaham-bolongana sy ny mpikatroka ny Rising Voices sy ny Global Voices amin'ny 3 Desambra 2008 ho avy izao (3 ota tolakandro ora ao Nairobi sy eto Madagasikara koa) ka ny lohahevitra amin'izany dia mikasika ny fomba ampiasana ny "media citoyen" na ny azon'ny ...

2008-10-23

Development ,
Siansa

White African no manoratra ny lalàna 7-n'ny fihavaozana nosoratan'i Ethan : “Namoaka sombin-dahatsoratra nahatalanjona iray hafa indray i Ethan Zuckerman. Tamin'ity indray mitoraka ity dia ny fitondrana zava-baovao eto Afrika no resahiny sy ny fomba nitondrana azy noho ny fahavitsian'ny akora ampiasaina.”

2008-09-10

Zon'olombelona ,
Politika

Sukuma Kenya no manoratra momba ny fisamborana ireo mpikatroka politika any Kenya: ‘Mihaika tanteraka indray ny fahafahantsika mivory ny pôlisy nisambotra mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi mba hampihorohoroana azy ireny. Tohin'ny famelezana ny fiaraha-monim-pirenena izao.”

2008-08-21

Rindrambaiko & Fitaovana ,
Teknolojia

“Mila ny fanampian'ny ICT board ve ireo mpikirakira rindrankajy eto an-toerana ? ” hoy i Al Kags raha miresaka ny famokarana rindrankajy ao Kenya.

2008-07-30

Hevitra ,
Teknolojia

Fitsinjovana ataona Nairobiana mba te-hahita Famahanam-bolongana ataon'ny efa malaza eto Afirika:Fifaninana izy io ary mitaky tetipanorona tsara omana, maniry te-hahita sokajy manokana ho an'ny bolongana Afirikana ho azy ireny aho, etsy ankilan'izany dia handray ny ohatra tsara ka hanao  fifaninanana ho antsika isika! Misy ve ny hanolotena hanohana ho amin'ny fifaninanan'ny olo-malaza'ny famahanam-bolongana ho an'i Afirika?????”

2008-06-25

Kenya : Raha tsy Kenyana …

Ao amin'ny Memorable Jokes [hatsikana tsy mety lefy] no amakiana ny lisitra zavatra 31 tsy fahita raha tsy amin'ny Kenyana ihany : 1. Are engaged for 5 years or more, 2. Never bother to divorce, they just separate, 3. Are late to church, work, and everything else, EXCEPT when the disco is free ...

2008-06-24

Afrika : Moa ve efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?

Collins Mbalo no manontany ao amin'ny A Nairobian perspective ! [fomba fijerin'ny mponin'i Nairobi iray] raha “efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?” fampiasa amin'ny Aterineto : I believe that maybe Paypal does not recognize the potential and opportunities available in Africa and it is time we trumpeted this cause ...

2008-06-16

Kilonga ,
Fitantànambola

Fanampim-baovao avy amin'ny mpiasa an-tsitra-po ao amin'ny AVIF any Kenya : Vaovao tapatapany avy aty amin'ny Mercy Home hampahafantarana anareo mikasika ny fitsidihana ataonay, ary mba hanehoana fa nanampy sy nanatsara ny fiainan'ireo vehivavy ato amin'ny Mercy Home ny vola fanampiana natolotrareo.

2008-06-10

Kenya : Izato bibibe antsoina hoe famotsoran-keloka

Kumekucha mandray anjara amin'ny adihevitra mikasika ny adihevitra mikasika ny famotsoran-keloka any Kenya [taorian'ireny herisetra be niseho ombieny ombieny ireny] : With the two PRINCIPALS taking diametrically opposing stands on the matter, amnesty may as well stand out as the single issue that will determine the gestation period of the Government of ...

2008-06-09

Kenya : Filoham-pirenena izay efa nandeha taxibe hipoka

Kumekucha manoratra mikasika an'i Barack Obama sy Kenya : I will not pretend to even understand the Obama phenomenon. I leave that to more informed writers than myself. But for this post, I want to talk about just a few of the Kenyan things that tickle me most about an ...