Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Avrily, 2011
Mbola manjakazaka hatrany ny Keniana eo amin'ny taranja hazakazaka lavitr'ezaka maneran-tany
Manjakazaka eran-tany hatrany ireo mpihazakazaka Keniana hatramin'izao. Ny mahazatra dia manjaka any amin'ireo fifaninanana Eoropeana sy Amerikana ry zareo kanefa tamin'ity taona ity dia niavaka kely izany satria nandresy tamin'ny fifaninanana goavana ry zareo na ny lahy izany na ny vavy. Bilaogera vahiny tao amin'ny Outside Blog nitantara: Raha vao...
Kenya : Tanora tia mampita-vaovao ao ambani-tanàna ao Kibera
Vonona hampiseho endrika hafa sy miavaka ny tanàna onenany ireo tanora Kibera, ao Kenya, izay malaza ho ambani-tanàna lehibe indrindra ao Afrika. Miaraka amin'ny fankatsary enti-tanana, nitety ny arabe izy ireo mba hitady endrika mampiseho ny tontolo ny fomba fijerin'ny ao an-toerana an'i Kibera . Tamin'ny volana aprily 2010 ny...
Nanangana Fikambanana ( BAKE) ny Bilaogera Kenya.
Tamin'ny Zoma 25 Martsa, Bilaogera Kenyana maromaro no nanao fivoriana tao an-drenivohitr'i Kenya Nairobi, noho ny fananganana fikambanana vaovao BAKE ( Bloggers Association KEnya) (Fikambanana Bilaogera Kenya). Fivoriana fahaefatra notontosain'ny bilaogera maintimolaly Kenyana sasany io fivoriana io. Efa maro ny fitarainana natao, fiampangana ary ohatra koa ny fifamaliana tsotra amin'ny teny miafina...