· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Avrily, 2008

Trinite sy Tôbagô , USA, Afrika, Italia : Fivavahana sy Pôlitika

  20 Avrily 2008

Jeremy Taylor no manapariaka ao amin'ny blaoginy Notes from Port of Spain [tanana any Trinite sy Tôbagô ny Port of Spain] izay fijeriny ireo lohahevitra misongadina vokatry ny fandalovan'ny Papa Ray Masina tany Zamerika [USA]: It's not enough for the Pope to be ‘ashamed’ of his American paedophile priests…he also...