Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Marsa, 2008
Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi
Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary manontany ireo mponina any amin'ny renivohitra Nairobi : Ever wondered what happens to your *waste*? […] Now, since an agreement...
Tontolo iainana : Elefanta 14 nolefonina tany Amboseli, Kenya
Richard Leakey avy amin'ny Wildlife Direct no mandefa fampilazana fanairana momba izay zavatra mitranga any amin'ny valan-javaboahary Amboseli [National Park] any Kenya, mikasika ireo Elefanta 14 nolefonina : …The range of causes of elephant spearing are complex enough — revenge, political protest, self- or crop-protection, delinquency, and, to a lesser extent...