The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Guinea-Bissau Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Guinea-Bissau

2008-06-02

Guinea-Bissau : Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana

Jorge Rosmaninho manolotra fankasitrahana ao amin'ny africanidades ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana tamin'ny niforonany sady maniry izay laza iraisam-pirenena hoan'izay vitany any Guinea-Bissau : A Guiné-Bissau é um país sui-generis, pois tem pessoas de valor nas áreas mais inesperadas. O teatro é uma delas. Aqui fica a nossa palavra de incentivo ao ...

2008-05-23

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos do ...

2008-01-26

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i ...

2008-01-07

Ginea Bisao: Ireo taona farany nitondran'i Portigaly ny firenena

“The Diário da Guiné [isan'andron'i Ginea], tantanin'ny namana Antonio Abreu, no miresaka ny zava-drehetra, na saiky ny zava-drehetra nampihoronkoditra nitranga nandritra ny tanelanelan'ny taona 72 ka hatramin'ny taona 74, ireo andro farany nanjakan'i Portigaly tao Ginea”. Mandrisika ny olona izay liana hahalala ny tantaran'ny firenena hividy ny boky i Luis ...