The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Ghana Tahiry Firenena

RSS ho an i Ghana

2008-01-23

Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto

Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra: If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where you ...

Ghana : Miblaogy ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008

Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra : I welcome you all to Ghana 2008 - the 26th African cup of Nations. Today, 20th of January, 2008(today) the city of Accra in Ghana came alive with the opening ceremony in ...

2008-01-18

Ghana : Mivantana ao amin'ny “African Path” ireo lalaon'ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika, baolina kitra

Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana : The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations is the premier sporting event on the African continent that occurs on a biannual basis in January and February. “Azo arahina mivantana ...

2007-12-21

Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963

Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny ...

2007-11-13

Ghana : « Outsourcing » hoan'i Afrika

Ny blaogy The Big Change dia mitatitra mikasika an-dRamatoa Estelle Akofio-Sowah mpandraharaha Ghaniana : « The Internet-provider business that she launched in Accra in 2001 has gone on to become one of Africa’s most important “incubators” of new web-based companies in both Ghana and beyond, helping create badly needed jobs and ...

Ghana : Vao mainka miharatsy ireo olana ara-tontolo iainana

Ny mpiblaogy Leanne dia mitatitra mikasika olana tsy mety voavaha sady mampalahelo any Ghana : « You know I love Ghana, and especially Ghanaians, and god knows America is not a world leader in environmental issues, but the problem here is bad and getting worse… » « Hainareo tsara ny fitiavako an'i Ghana, indrindra ...

2007-10-23

Ghana : Vahaolana hoan'ny fifamoivoizana any Akra

Raha isan'ireo mihevitra ianao fa maro loatra ireo fifamoivoizana any Akra [Accra, renivohitr'i Ghana], ny mpiblaogy Emannuel Bensah dia manolotra ny heviny : « Let's use the bicycle! » « Andeha indray hampiasa bisikleta ! » Ndesanjo Macha

2007-10-12

Resaka tontolo iainana amin'ny blaogy tamin'ity herinandro ity

Jirom-pamoivoizana intelo miova mandeha amin'ny herin'ny masoandro any Capetown, haitaon-trano manara-penitra sy manaja ny tontolo iaianana any Akra, any Ghana, fanontaniana mipetraka amin' ireo orinasa milaza azy ho « maitso » [manaja ny tontolo iaianana], ary zana-Gôrila mahafatifaty kely any Afrika. Ireo rehetra ireo no hovoaboasina amin'ny ireo blaogy miresaka ...