Emeka no manoratra orinasa iray mampiely amin'izao tontolo izao ny tsironkanina sy ny nahandro Afirikana : “Natsangan'ilay efa nahazo ny loka manokana Felicia Twumasi, (ny orinasa mamokatra) sakafo araka ny fomba Homefoods (vita an-trano), voafono avy amin'ny ravim-boanio mena fanaova-menaka, ny Episy (fanatsarana tsiron-kanina) Afirikana tonga lafatra, mangahazo voatoto, saosy mafana vita amin'ny shito ary voankazo masa-tsiramamy (kaofitora fa tsy kaofiboay).”
#
Ghana Unite for Development (Ghana miray ho amin'ny fampandrosoana) no maneho hevitra amin'ilay raharaha niteraka adihevitra any an-toerana momba ny fividianana medaily volamena ka manao hoe Moa ve tena mbola azo tohizana ny fitrandrahana volamena eto Ghana: “Zendana tanteraka aho raha namaky fa ny tetibidin'ny medaily volamena novidiana tamina mpivarotra firavaka iray tany Angiletera dia mahatratra £740,000 (£1 mira 3 130Ar izany hoe maherin'ny 2,3 miliara Ariary) […] Mety ve ny hanohizantsika ny fitrandrahana volamena eto Ghana, amidintsika mora ny bolongam-bolamena avy eo dia vidiantsika lafo dia lafo tamin'ilay nividy tamintsika ihany”.
#
Mpandika Tomavana
· 12:26 pm
· Ghana
White African [Afrikana fotsy] no manamarika fa Nokia dia mitrandraka tolotra manokana tandrify an'i Afrika :
There is a reason that Africans, by and large, love Nokia and there’s a reason that the brand has made such an impact in that part of the world. While most companies around the world ...
0 hevitra · Tohiny »
Vaovan-damaody afrikana Ladybrille: “Angom-baovaon-damaody mivoaka isan-kerinandro miresaka momba an'i Afrika na avy eto Afrika. Vaovao misongadina vitsivitsy tamin'ity herinandro ity: a) Mikarakara ny herinandron'ny lamaody voalohany indrindra miaraka amin'ny herinandron'ny Lamaody Coca-cola Accra i Ghana; b) Mamolavola fifandraisana amin'i Azia i Afrika Atsimo, Mikasa hanao seho any Nizeria ilay mpamoron-damaody Nizeriana mipetraka any Afrika Atsimo Fred Eboka ary efa ho hipoka tanteraka ny any Johannesburg renivohitry ny Lamaody Afrikana Tatsimo!”
#
Mpandika Tomavana
· 7:12 am
· Ghana
Fran mitatitra momba ny sakafo fihinana any Ghana antsoina hoe “Waakye” :
Last night I cooked up some waakye (pronounced “WAAchi where the “i” sounds like the “i” in “in” and made from rice and beans or black-eyed peas), fried some ripe plantain slices, made a little gravy (oil, onion, tomatoes, ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:45 am
· Ghana
Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra:
If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where you ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· Ghana · Guinea
Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra :
I welcome you all to Ghana 2008 - the 26th African cup of Nations. Today, 20th of January, 2008(today) the city of Accra in Ghana came alive with the opening ceremony in ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 1:30 am
· Ghana
Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana :
The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations is the premier sporting event on the African continent that occurs on a biannual basis in January and February.
“Azo arahina mivantana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 8:30 am
· Ghana · Russia · Ukraine
Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany...
-
Y sin embargo, algunos todavía creemos que un mejor país es pos...
Tohiny »