· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Aogositra, 2012

Tanzania, Etiopia: Meles Zenawi ‘Mibitsika’ Avy Any Am-Pasana

  29 Aogositra 2012

"@zittokabwe Azafady meteza ho tsaratsara kokoa noho izaho fahiny. Tsy fahafinaretana ny eto Eo am-piomanana ny handoa ny sarany amin'ny sasany amin'io aho izao." Bitsika taorian'ny fahafatesan'ny Praiministra Etopiana Meles Zenawi ho an'i Zitto Kbawe Mpikambana ao amin'ny Parlemanatera Tanzaniana nahatonga sahotaka.

Fifaninanana Ethiopiana/Kenyana: Norombahin'ny Mpihazakazaka Dibaba Ny Voninahitra Faratampony

  05 Aogositra 2012

Misy ireo mpifaninana manokana mandritra ny lalao olaimpika, ka ny iray amin'ny malaza indrindra dia ny fifaninanana eo amin'ny Ethiopiana sy ny Kenyana. Noporofoin'ilay mpihazakazaka lavitr'ezaka Ethiopiana Tirunesh Dibaba fa tsy naningana tamin'ny mahazatra ny lalaon'i Londres. Nitari-dalana ireo Kenyana roa nandritra ny fiodikodinana farany izy nandritra ny famaranana hazakazaka...

Afrika: Lalao Olaimpika 2012 Londres – Ho Avy Izahay!

  01 Aogositra 2012

Tamin'ny faha-17 andro sisa tsy hahatongavan'ny lalao Olaimpika 2012 ka hiaina indray ny fientanentanana eo amin'ny lafiny fanatanjahatena ampiantranoan'ny Londres ity – Fanindroany no nandraisany izany teo amin'ny tantara maoderin'izy ireo. Misy fiomanana betsaka ho an'ny Afrika, ary ho an'ny firenena sasany kosa, io lalao io no fara-tampon'ny taona niomanana...

Etiopia: Nalaza Vetivety Ny Hafatra Firaisan-kina Nataon'ny Kristianina ho an'ny Silamo

  01 Aogositra 2012

Raha mbola manohy fihetsiketsehana milamina entina hampitsahatra ny governemanta etiopiana amin'ny fitsabahany ny raharaham-pivavahany ireo etiopiana -silamo, nalaza vetivety kosa tany Etiopia ilay hafatra firaisan-kina avy amin'ireo kristiana mpiray tanindrazana. Maro ireo etiopiana kristiana no nanova ny satany pejy Facebook mba haneho ny tokimpanoavany amin'ny etiopiana silamo. Tsy misy tsara tahaka ny hafatra firaisankina nataon'i...