Tantara misongadina momba ny Ethiopia
Afrika: Firenena maro no tsy mahatsiaro ny Andron'i Afrika
Ny Andron'i Afrika dia fahatsiarovana isan-taona ny 25 may 1963 izay vanin'andro nijoroan'ny Firaisam-be Afrikaan na ny OUA tany Etiopia. Hetsika maro no nankalazana azy ity tany amin'ny faritra samihafa eran-tany. Nahatsiaro izany vanin'andro izany koa ny mpitoraka bilaogy sy ny mpiserasera twitter ka manoratra mamelabelatra momba ity Andron'i Afrika ...
2009-02-03
Etiopia: Ny fiovàna entin'ny rano
Tamin’ny faran’ny taona lasa teo, fianakaviana dimy no nanapa-kevitra fa ny fitsidihana an’i Etiopia miaraka amin’ny zanany vavy no fomba tsara indrindra ho azy ireo mba ahafantarany hoe hatraiza no nahafahan’ny fanampiana nomeny hampidirana rano madio sy azo antoka nanova ny fiainan’ny fianakaviana maro sy tanàna iray manontolo. Amin’ny alalan’ny ...
2008-05-28
Ethiopia : Ny tantaram-piainan'i Kedir Mohammed
Ensent no mitantara ny fiainan'itompokolahy Kedir Mohammed, miaramilan'ny fivoizana ny zon'olombelona izay vao nodimandry tany Ethiopia :
Even as a refugee, Kedir never ended his activism and the struggle for justice, human rights and equality of citizens of his country. He joined a budding organization that was cultivated by the Ethiopian ...
2008-05-09
Afrika : Mirongo basy ravahana raozy
Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika :
According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance.
“Araky ny flazan'ny vohikalan'ny Sampandraharaha ...
Ethiopia : Nolavina ny fangatahana famoahana tam-ponja vonjimaika an'i Teddy Afro
Nazret no mandrohy any amin'ny lahatsoratra mikasika ny mpanakanto fanata-daza Teddy Afro any Ethiopia :
The Federal High Court of Ethiopia has this morning denied bail for the release of Tewodros Kassahun (Teddy Afro). The 30-year-old sensational singer, who is accused of a hit and run homicide, will spend the duration ...
2008-04-29
Ethiopia : Mpihira kalaza tohanan'ny mpiblaogy nohon'ny fisamborana azy
Nirongatra ny hanohana ny mpihira Teddy Afro izay kalaza indrindra any aminy ireo mpiblaogy Ethiopiana, taorian'ny nampiakarana azy fampanoavana nohon'ny fahafatesan'ny zatovo iray izay voadonan'ny fiarakodia izay nandositra tany an-drenivohitra Addis-Abeba.
Ny ankamaroan'ireo mpiblaogy dia mihevitra fa nararaotin'ny fitondrana hiampangana an'i Afro fotsiny izany, nohon'ny fankahalany ny halehiben'ny lazany sy ireo tononkirany izay mitsikera ...
2008-04-15
Fampielezan-kevitra anaty tranonkala ho an’i Obama mampizarazara ny mpitoraka blaogy Etiopiana
Nanambatra ny hery ara-politikany ny Diaspora Etiopiana any Etazonia, manomana tranonkala, fihaonana sy fampielezan-kevitra amin’ny mailaka mba handresena lahatra ireo mpiray fiaviana aminy hanohana ny fihazakazahan’i Barack Obama ho filoham-pirenena.
Etiopiana maro mpitoraka blaogy no tonga namaly ny antso, nampanantena vola sy vato ho an’ny mpilatsaka Demokraty izay avy any Kenya ...
2008-03-20
Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra
Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).
2008-03-14
Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa
2008-01-18
Etiôpia : Tapaka ny radio “Voice of America” !
Tedla Asfaw no mitatitra ao amin'ny African path ny fanapahana ireo onjam-peon'ny radion'ny “Voice of America” any Ethiopia:
VOA Amharic, Oromiffa and German Amharic have been jammed in Ethiopia and callers from Ethiopia are calling and tell their frustration and it seems now VOA is looking for possible solution.
“Ny sampana amin'ny ...




