The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

D.R. of Congo Tahiry Firenena

RSS ho an i D.R. of Congo

2008-04-16

Kôngô (RDK) : Lozam-pifamoivoizana an'habakabaka faha-5 ao anatin'ny taona iray monja, saingy ny fidangan'ny vidin-tsakafo no loza tena izy

Nambaran'ireo biraom-paritr'ireo Fantsona Fampahalalam-baovao fa tafakatra 75 ny isan'ireo olona maty tamin'ny fianjeran'ny fiaramanidina "cargo" fotoana fohy monja taorian'ny niaingany, tany Goma omaly [Talata 15 Aprily 2008]. Ny fihoarana izay fetran'ny lanjan'ny mpandeha sy ny entany no mety ho anton'izany loza izany. Hatramin'ny volana Jona 2007 dia ity no lozam-pifamoivoizana ...

2008-03-20

Kôngô (RDK) : Ambaran'ny filoha Kabila fa tsara kokoa ny fiainan'ny Kôngôley

Ny Blog du Congolais no mitatitra ny fisalasalany miatrika ny fanatintranteran'ny filoham-pirenena Kabila mikasika izay fihatsaran'ny toetoe-piainana any Kôngô (RDK) : Ouverture de la nouvelle session parlementaire. Les Présidents de deux chambres, se basant sur les rapports des vacances parlementaires de leurs collègues, dressent un bilan catastrophique de l’an 1 du ...

2008-03-07

Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsikaVideo post

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa. Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...

2008-03-03

Kôngô (RDK) : Lasa « mifangaro » amin'ny sisan'ilay fiaramanidina nianjeraSary post

Tamin'ny volana Oktobra tamin'ny taon-dasa, i Du Cabiau Kinshasa dia nitatitra mikasika ny lozam-piaramanidina Antonov tany Kinshasa, sy namono olona am-polony maro [>30]. Tamin'ny faran'ny volana Febroary izy dia nanapariaka sary ahitana ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera izay mivela amin'ny lalàna mitondra ho any amin'ny seranam-piaramanidina ... Mais personne ne s'intéresse plus ...

2008-01-25

Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?

Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country. “Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana ity ady ...

2008-01-08

Kôngô (RDK) : Fivoriambe hoan'ny Fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana

Ny blaogy Extra Extra dia mitatitra momba ny fivoriambe hoan'ny fandriampahalemana atao any amin'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô : « News from eastern Congo is mixed. A conference on ‘peace, security and development’ is to be held in Goma from January 6th. It’s better to talk than fight, but Congolese commentators are ...

2007-11-28

Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra

Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky ity fifidianana bolongana tao amin’ny Deutsche Welle’s Best of Blogs awards (fantatra kokoa amin’ny anarana hoe ‘the BoBs’) ity ny ...

2007-11-26

Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro

Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika : « Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité ...

2007-11-12

Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina

Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded (for want of a bookshelf our library was lost), our neighbourhood hit by up to four power-cuts a day (candle sales ...

2007-11-08

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava : « People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow » « ...