2008-03-07
Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsika
Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa.
Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...
2008-03-03
Kôngô (RDK) : Lasa « mifangaro » amin'ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera
Tamin'ny volana Oktobra tamin'ny taon-dasa, i Du Cabiau Kinshasa dia nitatitra mikasika ny lozam-piaramanidina Antonov tany Kinshasa, sy namono olona am-polony maro [>30]. Tamin'ny faran'ny volana Febroary izy dia nanapariaka sary ahitana ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera izay mivela amin'ny lalàna mitondra ho any amin'ny seranam-piaramanidina ...
Mais personne ne s'intéresse plus ...
2008-01-25
Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?
Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? :
It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country.
“Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana ity ady ...
2008-01-08
Kôngô (RDK) : Fivoriambe hoan'ny Fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana
Ny blaogy Extra Extra dia mitatitra momba ny fivoriambe hoan'ny fandriampahalemana atao any amin'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô :
« News from eastern Congo is mixed. A conference on ‘peace, security and development’ is to be held in Goma from January 6th. It’s better to talk than fight, but Congolese commentators are ...
2007-11-28
Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra
Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky ity fifidianana bolongana tao amin’ny Deutsche Welle’s Best of Blogs awards (fantatra kokoa amin’ny anarana hoe ‘the BoBs’) ity ny ...
2007-11-26
Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro
Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika :
« Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité ...
2007-11-12
Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina
Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô :
« I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded (for want of a bookshelf our library was lost), our neighbourhood hit by up to four power-cuts a day (candle sales ...
2007-11-08
Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa
Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava :
« People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow »
« ...
2007-10-25
Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?
Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? :
« The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways, hospitals and clinics in the African Congo. Elsewhere, China is already “the biggest investor in the Sudan,” says the Seattle Times. ...
2007-10-24
Kôngô (RDK) : Ny fahitan'i Che Guevara an'i Laurent Kabila
Azo ambara fa ampitenenin'ny mpiblaogy Alex Engwete ny tantara raha nadikany amin'ny teny Frantsay ny fijerin'i Che Guevara an'i Laurent Kabila fahizay [fony izy mbola mpiady anaty akata, taloha elaben'ny nanonganany an'i Mobutu sy naha lasa filohan'ny Repoblika Demokratikan'i Kôngô azy], ho mpitarika tolona revôlisionera :
« Il se permet ...





Cedric Kalonji : Kongo (RDK) an-tsary
- hitako fa tsara ny mapiseho azy
Tohiny »