· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Febroary, 2009

RD Kongo: Tsy biby fiompy ny rajako

  24 Febroary 2009

Henika ny filazana amboletra nataona rajakobe 15 taona milanja 200 pound (90kg) tamina vehivavy mipetraka any Stamford, Connecticut, Etazonia ny haino aman-jery fantatry ny maro. Nidarodaroka ny vehivavy naman'ny tompony ihany, ka nandratra azy mafy dia mafy tokoa ilay rajakobe mpilalao sarimihetsika na dokambarotra fanao amin'ny fahitalavitra. Rajako efa lehibe...