· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Marsa, 2008

Kôngô (RDK) : Ambaran'ny filoha Kabila fa tsara kokoa ny fiainan'ny Kôngôley

  20 Marsa 2008

Ny Blog du Congolais no mitatitra ny fisalasalany miatrika ny fanatintranteran'ny filoham-pirenena Kabila mikasika izay fihatsaran'ny toetoe-piainana any Kôngô (RDK) : Ouverture de la nouvelle session parlementaire. Les Présidents de deux chambres, se basant sur les rapports des vacances parlementaires de leurs collègues, dressent un bilan catastrophique de l’an 1...

Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsika

  07 Marsa 2008

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa. Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo...

Kôngô (RDK) : Lasa « mifangaro » amin'ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera

  03 Marsa 2008

Tamin'ny volana Oktobra tamin'ny taon-dasa, i Du Cabiau Kinshasa dia nitatitra mikasika ny lozam-piaramanidina Antonov tany Kinshasa, sy namono olona am-polony maro [>30]. Tamin'ny faran'ny volana Febroary izy dia nanapariaka sary ahitana ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera izay mivela amin'ny lalàna mitondra ho any amin'ny seranam-piaramanidina … Mais personne ne s'intéresse...