Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Janoary, 2008
Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?
Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country. “Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana...
Kôngô (RDK) : Fivoriambe hoan'ny Fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana
Ny blaogy Extra Extra dia mitatitra momba ny fivoriambe hoan'ny fandriampahalemana atao any amin'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô : « News from eastern Congo is mixed. A conference on ‘peace, security and development’ is to be held in Goma from January 6th. It’s better to talk than fight, but Congolese commentators...