Tantara mikasika ny Djibouti tamin'ny Febroary, 2011

Djibouti: Hanjary Ho Ejipta Iray Hafa ve?

  22 Febroary 2011

Nisy fihetsiketsehana tao Djibouti nanoherana ny Filoha Ismail Omar Guelleh izay nisolo ny dadatoany Hassan_Gouled_Aptidon tamin'ny 1999. Somaliland Press mitatitra fa mpanao fihetsiketsehana 300 no nihetsika tao akaikin'ny lapan'ny governemanta tamin'ny Zoma. Hanjary ho Ejipta iray hafa ve i Djibouti?