Tantara farany mikasika an'i Djibouti
20/01/2013
Ireo Fitsabahana Ara-tafika Ataon'ny Frantsay Ao Afrika
Nanomboka ny 11 Janoary ny firotsahana ara-tafika ataon'ny frantsay ao Mali, antsoina hoe Opération Serval, taorian'ny fandrosoan'ny vondrona islamista nankao Bamako. Noarahabain'ny ampahany tamin'ny vahoaka tao Mali sy ny mpanaramaso avy any ivelany, nefa miala amin'ny fitsipiky ny tsy fitsabatsabahana any Afrika nofaritan'ny filoha frantsay Hollande ity firotsahana ity.
22/02/2011
Djibouti: Hanjary Ho Ejipta Iray Hafa ve?
Nisy fihetsiketsehana tao Djibouti nanoherana ny Filoha Ismail Omar Guelleh izay nisolo ny dadatoany Hassan_Gouled_Aptidon tamin'ny 1999. Somaliland Press mitatitra fa mpanao fihetsiketsehana 300 no nihetsika tao akaikin'ny lapan'ny governemanta tamin'ny Zoma. Hanjary ho Ejipta iray hafa ve i Djibouti?






























RSS ho an i Djibouti
Karohy Wikipedia ny Djibouti



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa