2007-11-26
Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro
Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika :
« Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité ...
2007-11-14
Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika
Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika :
« une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée Maâtcard, ...




