Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Jolay, 2010
Côte d'Ivoire: Noafahana ireo mpanao gazety nampangaina ho nangalatra antontan-taratasy
Noafahana androany hariva ihany tamin'ny ora farany, ireo mpanao gazety telo ao amin'ny Le Nouveau Courrier d'Abidjan izay nogadraina noho ny fandavan'izy ireo ny hamoaka ny loharanom-baovao [Fr] taorian'ny fitsapana nahazo azy ireo nandritra ny roa herinandro. Tamin'ny 19 Jolay , namoaka ny tatitry ny fanadihadiana mikasika ny fanondranana kafe...
Côte d'Ivoire: Nogadraina ny mpitoraka bilaogy sady mpanao gazety, i Théophile Kouamouo sy ny ekipany nanomboka tamin'ny 13 Jolay
Tamin'ny Talata 13 Jolay, nitatitra ny bilaogin'ny Le Nouveau Courrier [Fr], fa nahazo fitsidihin'ny polisy tsy nampoizina izy ireo tao aorian'ny nanehoana, io maraina io, ny fametrahana voalohany ny fanadihadiana lalina izay naharitra ny herinandro manontolo amin'ny honohono mikasika ny kolikoly amin'ny fivarotana cacao sy kafe any Côte d'Ivoire (jereo...