· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Jolay, 2008

Côte d'Ivoire: Momba ny kolikoly

  18 Jolay 2008

Noresahin'i Théophile Kouamouo [Fr] ny hetsika manokana iadiana amin'ny kolikoly baikon'ny filoha Laurent Gbagbo tany Cote d'Ivoire. Hoy ny sorany: “Hotsaraina ny Oloben'ny orinasan-kafe sy Cacao. Fa tsy hiresaka  betsaka momba ny fahadiovan'ireo mitsara azy isika. Marefo tahaka ny mpanao politika Ivoariana ihany ny  Fitsarana[…] Mila fiovan'ny toe-tsaina marina tokoa...