Tantara mikasika ny Tchad tamin'ny Marsa, 2015
Ankoatra Ny Ady Amin'ny Boko Haram, Fantaro Miaraka Amin'Ireo Bilaogera Nizeriana Sy Petit Prince Koa i Ténéré
Ao anatin'ny ady amin'ny Boko Haram i Nizera. Saingy aza adino fa firenena manana tetikasa tsara i Nizera.