· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Tchad tamin'ny Novambra, 2007

Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray

  03 Novambra 2007

Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! » Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao tsy ela, izay nateraky ny fihetsika nataon'ny ONG Frantsay iray izay nitetika ny hanavotra ankizy miisa 103 izay avy any...