The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Chad Tahiry Firenena

RSS ho an i Chad

2008-07-30

Internet & Telecoms ,
Media

White African no miady hevitra momba ny fitatera-baovao (mifindrafindra) any Afirika, “Ny (orinasa ) avy any  Pays-Bas AfricaNews no mpitari-dalana amin'ity sehatra ity, raha nanomboka tamin'ny herintaona tao amin'ny tranonkalany ny “Voices of Africa” (Feon'i Afirika). Tsy mitsahatra ny sondriana aho amin'ny fahitany, fanazarany ary fanomezany fitaovana ny mpanao gazetiny manerana an'i Afirika.”

2008-03-07

Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsikaVideo post

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa. Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...

2007-11-03

Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray

Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! » Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao tsy ela, izay nateraky ny fihetsika nataon'ny ONG Frantsay iray izay nitetika ny hanavotra ankizy miisa 103 izay avy any amin'ny ...