Tantara mikasika ny Repoblikan'i Afrika Afovoany tamin'ny Avrily, 2013

Ireo Fototry Ny Olana Ankehitriny Ao Amin'ny Repoblikan'i Centrafrique

  01 Avrily 2013

Raha nanambara fidirany tao Bangui renivohitra ireo ireo mpihoko avy amin'ny Séléka io sabotsy 23/03 io, ary nangataka fivoriana maika ao amin'ny ONU ny governemanta frantsay, ndeha hoezahantsika takarina ny antony ahafahana nilaza fa efa voavinavina ny hampandamoka ny fifanarahana tao Libreville.