Tantara mikasika ny Repoblikan'i Afrika Afovoany tamin'ny Febroary, 2013

Repoblika Centrafrique: Tahaka ny Ahoana ny Tanjak'ilay Dinam-Pandriampahalemana?

  01 Febroary 2013

Nanasonia dinam-pandriampahalemana vaovao tamin'ny 11 Janoary 2013 ny Repoblika Afrika Afovoany (CAR), tarihin'ny filoha François Bozizé sy ny mandatehezan'ny mpioko Séléka. Vita izao fifanarahana izao taorian'ny iray volan'ny  fikorontanana ara-miaramila [mg] sy ara-politika nahitana ny fandrosoan'ny mpioko mizotra mankany an-drenivohitra Bangui ao anatin'ny fikasana hanongana an'i Bozizé nandritra izany fandrosoana ara-tafika izany. Heverina hamoaka...