Tantara mikasika ny Repoblikan'i Afrika Afovoany tamin'ny Novambra, 2007

Repoblika Ivon'i Afrika : Teknisiana Shinoa manampy amin'ny angovo

  25 Novambra 2007

Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra ny fahatongavan'ny teknisiana Shinoa 6 any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika mba hanampy ny orinasa ENERCA izay tsy nanatanteraka fanavaozana milina fitrandrahana angovo hatrizay namoronana azy tamin'ny taona 1965 : « Six techniciens chinois séjournent à Bangui dans le cadre d’un projet destiné à aider...