GlobalVoices anaty

Repoblikan'i Afrika Afovoany

Tahiry Firenena · 9 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Repoblikan'i Afrika Afovoany

01/04/2013

Video Lahatsoratra
Ireo Fototry Ny Olana Ankehitriny Ao Amin'ny Repoblikan'i Centrafrique

Tohin'ny lahatsoratra

Raha nanambara fidirany tao Bangui renivohitra ireo ireo mpihoko avy amin'ny Séléka io sabotsy 23/03 io, ary nangataka fivoriana maika ao amin'ny ONU ny governemanta frantsay, ndeha hoezahantsika takarina ny antony ahafahana nilaza fa efa voavinavina ny hampandamoka ny fifanarahana tao Libreville.

01/02/2013

Repoblika Centrafrique: Tahaka ny Ahoana ny Tanjak'ilay Dinam-Pandriampahalemana?

Tohin'ny lahatsoratra

Nanasonia dinam-pandriampahalemana vaovao tamin'ny 11 Janoary 2013 ny Repoblika Afrika Afovoany (CAR), tarihin'ny filoha François Bozizé sy ny mandatehezan'ny mpioko Séléka. Vita izao fifanarahana izao taorian'ny iray volan'ny  fikorontanana ara-miaramila [mg] sy ara-politika nahitana...

20/01/2013

Sary Lahatsoratra
Ireo Fitsabahana Ara-tafika Ataon'ny Frantsay Ao Afrika

Tohin'ny lahatsoratra

Nanomboka ny 11 Janoary ny firotsahana ara-tafika ataon'ny frantsay ao Mali, antsoina hoe Opération Serval, taorian'ny fandrosoan'ny vondrona islamista nankao Bamako. Noarahabain'ny ampahany tamin'ny vahoaka tao Mali sy ny mpanaramaso avy any ivelany, nefa miala amin'ny fitsipiky ny tsy fitsabatsabahana any Afrika nofaritan'ny filoha frantsay Hollande ity firotsahana ity.

11/01/2013

Sary Lahatsoratra
2012 : Taonan'ny Fikomiana sy ny Fivoaran'ny Fiaraha-monina Any Amin'ny Firenena Mpiteny Frantsay (Frankôfôna)

Tohin'ny lahatsoratra

Lasa iny ny taona 2012, ary ho an'ny firenena mpiteny frantsay, irariana ny taona 2013 hitondra filaminana bebe kokoa. Nanamarika ny taona 2012 ny ady mita-piadiana tao Mali, tao amin'ny Repoblika Demokratikan'i...

25/12/2012

Video Lahatsoratra
Fanafihan'ireo Vondrona Mpikomy Tao Ndélé sy Bria Ao Amin'ny Repoblikan'i AFrika Afovoany

Tohin'ny lahatsoratra

Tao anatin'izay herinandro lasa izay, notafihan'ireo mpikomy ny tanànan'i Ndélé sy i Bria ary nandrahona ny fitondran'ny filohan'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany François Bozizé izy ireo. Tsy manankery intsony ankehitriny ireo fifanekena momba...

01/09/2011

Repoblikan'i Afrika Afovoany: Herisetra No Manamarika Ny Firosoana Ho Any Amin'ny Fifidianana

Tohin'ny lahatsoratra

Hisy fifidianana parlemantera hatao any amin'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany -amin'ny 4 Septambra 2011. niakatrakatra ny tosi-drà tato ho ato taorian'ny famoriam-bahoaka nataon'ny mpanohitra niafara taminà herisetra. Mbola eo an-dalam-pahasitranana avy amin'ny fifandonana mahery vaika izay niandoha tamin'ny faramparan'ny taona 1990. Mitatitra i Lova Rakotomalala.

24/09/2008

Video Lahatsoratra
Herinandron'ny moana marenina: Mangetaheta fanabeazana mamirapiratra

Tohin'ny lahatsoratra

Amin'ny fizarana faharoa amin'ity lahatsoratra mikasika ny herinandron'ny moana marenina ity (eto ny fizarana voalohany), dia entinay any amin'ny tontolon'ny fanabeazana ny moana marenina ianareo, sy ny fanamby isan-karazany tsy...

22/01/2008

Repoblika Ivon'i Afrika : Nametra-pialana ny Praiministra

HDPT Central African Republic dia mitatitra ny fionganan'ny governemanta: Prime Minister Elie Doté of the Central African Republic resigned, together with his government, on Friday 18 January 2008, following two...

25/11/2007

Repoblika Ivon'i Afrika : Teknisiana Shinoa manampy amin'ny angovo

Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra ny fahatongavan'ny teknisiana Shinoa 6 any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika mba hanampy ny orinasa ENERCA izay tsy nanatanteraka fanavaozana milina fitrandrahana angovo hatrizay namoronana...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny