2008-01-26
Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i ...
2008-01-05
Cap vert: Ny ho avy politika
Djoyamado [pt] no maminavina ny ho avy politika Kapiverdiana, anisan'izany ohatra: “Ny tsy hahalalàna na tsy hahaizan'ny mpianatra ambaratonga fototra sy faharoa fototra ny manonona ny anaran'ny Praiministra”. Eo amin'ny lahatsoratra mialoha izany kosa dia heveriny fa tsy ho matroka tahaka izany kosa ny ho avin'ny mozika eo amin'ny firenena.
Paula Góes
2007-12-14
Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana ! (tohiny)
Ha fanampim-baovao mikasika ny raharaha fanendahana any Cap-Vert, ny mpiblaogy Pedrabika dia manolotra lisitra blaogy izay ahafahana manaraka ireo adihevitra efa nisy sady manasa ireo mpamaky mba hijoro vavolombelona sy hizara izay tantara nanjo azy, tsahivina fa mikasa ny hanao hetsika ry zareo ny Zoma 14 Desambra 2007 ...
2007-12-07
Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana !
Ny mpiblaogy Pedrabika dia mamoaboafy momba ny tahan'ny fanendahana izay avo tokoa any Cape Verde, ary manainga ny maro mba hitroatra, manomboka amin'ny hetsika atao ny Zoma 14 Desambra 2007 [hanoherana ny tsy fandriam-pahalemana] :
« Todos falamos e ninguém faz nada para que a situação seja alterada. Este apelo pode ser o ...
2007-11-23
Cap-Vert : Afrikana isika
Tsy faly mihitsy ny blaogy Obikuelu Pedra monina any Cap-Vert raha nandre tamin'ny radio fanambarana fa tsy isan'i Afrika i Cap-Vert [Cape Verde] :
« Que ideia maluca é essa de achar que a cultura de Cabo Verde é diferente da Guiné Bissau e por isso não ser África. Fala sério!!! ...





Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
- Laharana faha-36 amin'ireo firenena 189 isika Malagasy
“Madagasc...
Tohiny »