· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Cap Vert tamin'ny Mey, 2008

Cap Vert : Andron'i Afrika

  27 Mey 2008

Baluka Brazao no manapariaka ao amin'ny Ta sumara Tempo ho fankalazana ny Andron'i Afrika [25 May] ny hosodoko iray nataon'i Robert Colescott ary mitondra ny lohateny hoe : Marching to a Different Drummer [mamindra amin'ny dobok'amponga samihafa] izay raha tazanina avy any Cap Vert : Colescott apresenta um discurso à...

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

  23 Mey 2008

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...

Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana

  20 Mey 2008

Eileen Barbosa no mitatitra ao amin'ny Soncent fa naharitra hatramin'ny adiny telo ny filaharana hifidianana omaly [Alahady 18.05.2008] tany Cap Vert : Pessoalmente, achei muito pouco admissível, mas muita gente foi mais longe e… desistiu! Pudera, mais de três horas à espera, num Domingo… Esperemos que tenha sido a primeira...

Cap Vert : Fotoam-pifidianana izao

  19 Mey 2008

Abraão Vicente no manapariaka hosodokon'i Gilbert & George ao amin'ny Um Janela Prindadu na Paredi Mundu handravaka izay fijeriny ny fifidianana izay hotanterahina aty ho atsy any Cape Vert : Estou um pouco confuso, confesso. Em tempo de campanha eleitoral parece que tudo é fácil. Parece que todos os sonhos...

Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana

  10 Mey 2008

Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky ny vahaolana teraka avy amin'ny fanapahan-kevitra noraisina ary ny tombony no tokony ho betsaka fa tsy ny fahasarotana. Dia ho...