2008-08-13
2008-06-06
Cap Vert : Labiera mora vidy kokoa nohon'ny solika
2008-06-05
Cap Vert : Fantarò i Pedro Gomes
2008-05-27
Cap Vert : Andron'i Afrika
2008-05-23
Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey
2008-05-20
Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana
2008-05-19
Cap Vert : Fotoam-pifidianana izao
2008-05-10
Hevitra
,
Development
Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky ny vahaolana teraka avy amin'ny fanapahan-kevitra noraisina ary ny tombony no tokony ho betsaka fa tsy ny fahasarotana. Dia ho ankasitrahan'ny olona izany”.
2008-04-03
Zavakanto & Kolontsaina
Akory izato filazan'i João Branco [pt] momba ny fahabangan'ny trano fanaovana tantara tsangana ao an-drenivohitry Tanjona Maitso [Cap Vert] :
“Eto Angamba no toeram-piaingantsika hifanontaniana hoe nahoana moa ity tanàna izay heniky ny fiainana, feno tononkalo,sy fifanoherana, sy loko isankarazany, sy hanitra, sy ny aingam-panahin'ny tsy hay vinaniana, eso, hevi-dravina, izany hoe raha fehezina dia hoe anaty tanàna ivelaran'ny endrika teatira, no tsy mba misy trano fanaovana tantara tsangana amin'izao fotoana izao, rariny kosa raha mba misy trano iray ho amin'izany eto.”
2008-03-28




