· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Janoary, 2011

Kamerona: Ireo mpamorona sy mpanamboatra

  24 Janoary 2011

Ny famoronana, ny fahaiza-mamorona sy ny fitantanana dia mihetsiketsika any Kamerona araka ny hitantsika ao amin'ireo horonantsary manaraka mampiseho ireo mpanefy vy eo am-piasana, tranona finday sy solosaina finday vita avy amina bararata sy asa tanana fampikotrehana atody.