Mpandika Jentilisa
· 4:07 am
· Burkina Faso · Burundi · Cameroon · Madagascar · Mali · Mexico · Nigeria · Rwanda · South Africa · Zimbabwe

Nifarana tamin'ny 8 aogositra 2008 teo ny fihaonana momba ny SIDA 2008 (IAC) notontosaina tao Mexico. “Universal action now” na asa iarahan'ny rehetra manerantany atao izao no lohahevitra nobanjinin'ny fihaonana ary raha heverina ny fanatrehan'ny avy amin'ny vazantany efatra, ny fifantohana tamin'ireo vondron'olona nailakilaka ary ny fivoahan'ny gazety isan'andro ...
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 11:28 am
· Cameroon · Zimbabwe
Ny blaogy Babilown no mitatitra ny hevitry Eloi Goutchili raha mampitaha mpitondra jadona Afrikana roa lahy Robert Mugabe sy Paul Biya, filohan'i Kamerona nandritra ny 25 taona mahery izao, ka ny fehin-keviny dia ny hoe ... izay fomba fitantaran'ireo fantsona fampahalalam-baovao Tandrefana ihany no mahasamihafa azy roa lahy ireo :
... ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Mialy Andriamananjara
· 8:52 pm
· Burkina Faso · Cameroon · Chad · D.R. of Congo · France · Nigeria · Uganda

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa.
Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...
0 hevitra · Tohiny »
Lahatsary fanadihadiana vaovao momba ny tantaran’ny vahoaka Bakweri avy ao Kamerona iray indray no mivoaka: “…“Kuva Likenye” no lohateniny ary mahatratra 30 minitra ny faharetany. Voatantara ao ny fitarihana nataon’ny Mpanjaka antsoina hoe Kuva Likenye ny andian’olona maro nitsangana nanohitra ny miaramila Alemana indrindra tanelanelan’ny taona 1891 sy 1894.”
#
Mpandika Tomavana
· 12:23 pm
· Cameroon · Cote d'Ivoire · Gabon · Senegal
Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika :
« une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée Maâtcard, ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 9:03 pm
· Cameroon
Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney :
« When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break away from, and put an end to the clientelist policies of the Ahidjo era…»
« Fony voafidy ho filoham-pirenena tamin'ny 6 Novambra ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 10:48 am
· Cameroon · France · French Guiana · Madagascar · Morocco
Isika zanak'olombelona dia miaina anivon'ny firenena miisa 194 fotsiny, aleo angaha atao hoe na mihoatra kely na latsaka kely, anefa dia ny fitenintsika dia anelanelan'ny 7'000 sy 8'000 isa.
Mihena an-toerana anefa ireny fiteny maro samihafa ireny. Tombatombanana ho fiteny iray no manjavona isan-tapa-bolana.
Zato taona lasa izay, firenena Erôpeana azo isaina ...
2 hevitra · Tohiny »
Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »