Tantara mikasika ny Borondi tamin'ny Janoary, 2008
Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao
Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka...
Borondia : Vohikala ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba
Ny blaogy Agathon Raswa dia mitantara momba ny Vohikala vaovao nisokatra ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba, ka ny tanjona amin'izany dia : « 1) Promoting the memorial of the deceased. 2) Working for the healing of the Gatumba Genocide Survivors. 3) Speaking out against Genocides, oppressions, tortures and all other kinds of...