Tantara misongadina momba ny Burundi
SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny MSM sy ny manao anton'asa ny fananahana Afirikana
Nifarana tamin'ny 8 aogositra 2008 teo ny fihaonana momba ny SIDA 2008 (IAC) notontosaina tao Mexico. “Universal action now” na asa iarahan'ny rehetra manerantany atao izao no lohahevitra nobanjinin'ny fihaonana ary raha heverina ny fanatrehan'ny avy amin'ny vazantany efatra, ny fifantohana tamin'ireo vondron'olona nailakilaka ary ny fivoahan'ny gazety isan'andro ...
2008-01-28
Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao
Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka ...
2008-01-08
Borondia : Vohikala ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba
Ny blaogy Agathon Raswa dia mitantara momba ny Vohikala vaovao nisokatra ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba, ka ny tanjona amin'izany dia :
« 1) Promoting the memorial of the deceased.
2) Working for the healing of the Gatumba Genocide Survivors.
3) Speaking out against Genocides, oppressions, tortures and all other kinds of Human Rights Violations.
4) ...




