2007-10-31
Any Borkina Fasô, tsy fandanian'andro fotsiny ihany ny fitorahana blaogy fa tena manandanja tokoa. Satria ireny no mba maso sy sofina entin'ireo olona aman'arivony eto amin'ny Aterineto [manaraka ny toe-draharaha any an-toerana].
Nandritra ny fankalazana ny fahatsiarovana ny faha-20 taonan'ny namonoan'ny sasany an'i Thomas Sankara, filoha amperin'asa fahizay, izay notanterahina ...
2007-10-24
Borkina Fasô : Miverina avy any an-tsesi-tany i Mariam Sankara
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny kabary fisaorana nataon'i Mariam Sankara vady navelan'ny filoha izay maty tamperin'asa nandritra ny fanonganam-panjakana roampolo taona lasa izay :
« c'est avec beaucoup d'émotion que j'ai foulé le sol de mon pays après ces 20 ans d'exil et que j'ai vu l'enthousiasme et la ...
Borkina Fasô : Mpanao gazety voavidy
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao izay nankalazaina tany Borkina Fasô :
« La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence de certains obstacles : la sollicitation des hommes politiques, les flatteries des personnalités, les luttes concurrentielles et la pauvreté des journalistes. ...
2007-10-23
Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy
Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô :
« Here is a short 4 minute video with clips of the Kids Camp run in Gorom-Gorom, Burkina Faso in August. It was run jointly by the churches of Gorom-Gorom, and by Glenwood Church.
We ...
2007-10-17
Borkina Fasô : Angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa
Ny mpanoratra ny blaogy Africa Flak izay mipetraka any Borkina Fasô dia mitatitra angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa :
« No matter how Compaore celebrated, the 20th anniversary was always going to sensitive and emotional. Compaore came to power through a coup that struck down and killed his brother-in-arm Tomas ...
2007-10-12
Borkina Fasô : Borkina Fasô kinga kokoa noho ny Neo-Zealandey amin'ny taranja baolina lavalava !
Mba fantatrao moa fa lalao iray ihany no mba hany naharesy ny ekipam-pirenen'i Borkina Fasô amin'ny taranja baolina lavalava [rugby] ? [Anglisy] « Ary satria toa somebisebin'ny lalao famaranana ny fiadiana ho tompon-daka erantany amin'ny taranja baolina lavalava ny rehetra, dia angamba mety ho liana ianao ny hahalala bebe kokoa ...





Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »