· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Borkina Faso tamin'ny Desambra, 2007

Burkina Faso sy ny Hajj (fivahiniana masina silamo)

  29 Desambra 2007

“Soa ihany fa tsara i Allah ka nanaiky ihany ny fahatongavan'ireto mpanao fivahiniana masina mahantra ka navezivezin'ny fandaminana amorontevan'ny fikorontanana.” hoy ny namaranan'i QuophyBlogeur ny fahoriana nanjo ireo Silamo Burkinabe [FR] nandeha hamonjy fivahiniana masina any Lameka. Jennifer Brea

Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha sahala any Brezila : « Tout cela fait voir qu’il y a une sociologie de la corruption, dont les deux...

Ny loza mitandidona ny mpanao gazety any Andrefan'i Afrika

  05 Desambra 2007

Loza fa any amin'ny firenena izay mitondra anarana midika “ny tanin'ireo olona mahitsy,” ny tsolotra sy ny fitantanana tsy madio dia mbola mahita hirika hatrany eo amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao any Borkina Fasò. Anivon'ity firenena izay manan-tantara amin'ny ady amin'ny fitantanana tsy madion'ny mpitondra ity, dia tsapa fa misy zavatra diso tanteraka ankehitriny....