· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Borkina Faso tamin'ny Novambra, 2007

Borkina Fasô : Tsy hisy ny kere saingy mbola marefo ireo mpamboly

  14 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô : « Lors d’une conférence de presse, le ministre d'Etat, ministre de l'Agriculture, de l'Hydraulique et des Ressources halieutiques a affirmé que la campagne agricole 2007-2008 serait excédentaire...